| Entry | 1 tsoahana |
| Root | 2 tsoaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra
5 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / 6 Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity 7 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa 8 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako 9 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 anatsaho, 15 tosahana, 16 tsoahana |
| Updated on 2025/11/13 |
|