Entry tsivetraka (vetraka)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana
¶ Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
¶ Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms vetraka

2013/05/29