| Entry (1/2) | 1 tsitsy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 12 tsitsy |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1] |
| Vocabulary | 15 Biology |
| Updated on 2025/09/19 |
|