Entry tsitsika
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana. [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] ozona [Rakotosaona 1972]
Derivations 

Entry tsitsika
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] Patsaben-dranomamy [Rajemisa 1985]
  [Tanosy] orana (hazandrano) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2009/09/01