Entry tsitokantokana (tokana)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Sihanaka] tsirairay [Rakotosaona 1972]
 Mandeha tsirairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana ny vavolombelona tamin' ny famotorana [Rajemisa 1985]
French definition un à un, séparément, à part [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms mitsitokantokana

2011/12/22