|
|
|
|

Entry1 tsitelotelo
Root  2telo
Part of speech  3 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [1.1]
Explanations in English  5 three by three [1.2]
Explanations in French  6 trois à trois [1.3]
Examples  7 Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. [1.357#]
8 Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356]

Updated on 2025/09/12