| Entry | 1 tsitapitapy |
| Root | 2 tapitapy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Heno mahalankalana. Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 6 tapitapy |
| Anagrams | 7 tsipitapita, 8 tsitapitapy |
| Updated on 2025/09/19 |
|