Entry tsitapitapitrizay
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vetivety foana taorian' izay, poa toy izay, tsielaela taorian' izay [1.1]
Examples Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]

Updated on 2020/07/31