Entry tsirebika
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana ilazana ny voatavo any anindran-tany ka io no ampiasaina matetika noho ny teny voatavo manan-kevitra ratsy any [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] voatavo [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 
Synonyms voantsirebika

Updated on 2020/07/31