Entry tsipolitra
Part of speech noun
Malagasy definition Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin' ny anantsinahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron' ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy [Rajemisa 1985]
French definition fleurs et graines de l' anantsinahy ou Bidens bipinnata [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Bidens bipinnata
Quotes 

2012/10/05