Entry tsipiriany (tsipiria)
Part of speech noun tsipiria and pronoun
Explanations in Malagasy Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Explanations in French Ordre, gradation [1.3]
Compound words 

Entry tsipiriany (tsipiria)
Part of speech noun tsipiria and pronoun
Explanations in Malagasy Tsoriany na didin-tsavony lavalava [1.1]
Explanations in French Barre de savon [1.3]

Updated on 2023/08/11