|
|
|
|

Entry1  tsipikely
Part of speech  2  noun
Root  3  tsipy, kely
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha
Explanations in French  5  [1.3] [tsipy kely] petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin

Updated on 2025/07/29