| Entry | 1 tsipelina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" [1.1] 4 fomba fanoratra manaraka fitsipika [1.13] |
| Explanations in French |
5 orthographe [1.13, 1.5] |
| Examples |
6 Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra.
[2.445#]
7 tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#] |
| All compound words | 8 diso tsipelina |
| Vocabulary | 9 Linguistics |
| Synonyms | 10 fitsipipanoratana |
| Anagrams | 11 pañilitse, 12 tsipelina |
| Updated on 2025/10/08 |
|