| Entry (1/2) | 1 tsipaopaoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia lasa [1.1] |
| Entry (2/2) | 4 tsipaopaoka |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in French |
6 (de paoka, action de saisir lestement). « Plante à fruit comestible » d'après Grandidier. Probablement comme paokapaoka (Merina). [Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulary | 7 Botany |
| Anagrams | 8 tsipaopaoka, 9 tsipoapoaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|