Entry tsipalotra
Part of speech noun
Malagasy definition Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipalotro teny an-tsena i Dadanao aninaraina [Rajemisa 1985]
French definition vu rapidement, entrevu [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms tsipaloka
Examples Tsipalotro teo am-povoan’ ny vahoaka izy (Je l’ai entrevu au milieu de la foule) [Abinal 1888, page 782]

2015/09/28