| Entry | 1 tsipahina |
| Root | 2 tsipaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny.
5 Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy. 6 Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy. 7 Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra. [1.1] |
| Explanations in French |
8 à qui ou à quoi on donne un coup de pied.
9 figuré: qu’on repousse, qu’on rejette. [1.3#782] |
| Examples |
10 Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet)
[1.3#782]
11 tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds) [1.3#782] 12 Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants) [1.3#782] 13 Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux [1.3#782] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|