|
|
|
|

Entry1  tsinontsinona
Root  2 tsinona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra.
5 Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona.
6 Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny. [1.1]
Explanations in English  7 of no importance, of little worth. [1.7]
Explanations in French  8 rien du tout, sans importance. [1.8]
Examples  9  tsinontsinona ny tanànan' i Marovato. [2.472]
All compound words  10  4 combinations of this word

Updated on 2025/11/11