Entry | 1 tsinipaka |
Root | 2 tsipaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Voatsipaka, tsipahina, dakana: Tsinipak' i zandry ny firakofana ariana, lavina: Notsinipaky ny tainy tsy ho zanany Rakoto [1.1] |
Explanations in French |
5 à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied Figuré: repoussé, rejeté [1.3#782] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voatsipaka |
Anagrams | 10 antsipika, 11 tsinipaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |