|
|
|
|

Entry1  tsindrohina
Root  2 tsindroka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany.
5 Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02