| Entry | 1 tsinabo |
| Root | 2 tsabo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voatsabo, tsaboina, karakaraina mba ho sitrana: Betsaka izay olona notsinabony izay [1.1] |
| Explanations in French |
5 bien soigné, qu’on a fait en sorte de ne pas faire tomber [1.3#747] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 voatsabo |
| Updated on 2025/09/12 |
|