| Entry (1/2) | 1 tsimamindrahehitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Bibikely fahita ambany tsihy
4 Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray [1.1] |
| Vocabulary | 5 Zoology: invertebrates |
| Entry (2/2) | 6 tsimamindrahehitra |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in French |
8 (Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre). Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. Probablement une espèce à graines très adhérentes. Peut être un Cosmos très envahissant. Ce nom ne semble plus en usage.
[1.196] |
| Vocabulary | 9 Botany |
| Updated on 2025/09/19 |
|