Entry | 1 tsikonina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy |
Vocabulary | 4 Game |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |