Entry tsiketraketraka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tankay] (dihy) mangoleda, atao intelo isaky ny fiaingana... vao velarina miankavia miankavanana ny faladia (Feon-kirany: Isa, roa, telo: Rakotozafy; Ny any aminay: Rakotozafy; Rapikalahy: Ndemahasoa) [Ndemahasoa: Antakay]
Examples   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]

Updated on 2017/12/06