| Entry | 1 tsikaritra |
| Part of speech | 2 participle |
| Explanations in Malagasy |
3 Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1] |
| Explanations in French |
4 vu rapidement, aperçu un instant [1.3] |
| Examples |
5 Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana
[2.4]
6 Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 12 sikitratra, 13 tsikaritra |
| Updated on 2025/09/19 |
|