|
|
|
|

Entry1  tsihy hisatra
Elementary words  2 tsihy, 3 hisatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra. [1.1]

Updated on 2025/09/12