| Entry (1/2) | 1 tsifa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny mivohitra amin' ny tenona (na tenany na fahany) ka manaratsy ny endriny
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 tsifa |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 [Bara] tandroka, basy
[1.78] 7 [Sihanaka+Tanosy] tandroka [1.78] 8 [Masikoro] tandrok'omby [2.606#153] |
| Anagrams | 9 fa tsy, fatsy, tsifa |
| Updated on 2026/02/13 |
|