Entry tsidradra
Part of speech noun
Malagasy definition Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms tsidradraka

2013/03/21