| Entry | 1 tsibokaboka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka.
4 Heverina ho boka fa tsy tena boka. [1.1] |
| Vocabulary | 5 Game |
| Anagrams | 6 bokabokatsy, 7 tsibokaboka |
| Updated on 2025/09/12 |
|