| Entry | 1 tsiboboka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Sahona na saobakaka kely tsy mbola niofo, mora fantarina amin' ny lohabeny mbola mikambana bambaray amin' ny vatany; miaina any anaty rano ny tsiboboka
[1.1] |
| Explanations in French |
4 têtard
[1.3] |
| Vocabulary | 5 Zoology: reptiles, amphibians |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|