|
|
|
|

Entry1 Tsiarondahy
Part of speech  2 name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3 Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy
Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [1.1]
Examples  4 Ary tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48]
Vocabulary  5 History: clans, tribes
Analogs  6 tsiarombavy, 7 tsiarombavy
Quotes  8 Texts mentioning this word

Updated on 2025/11/02