Entry tsetsatsetsa
Part of speech noun
Malagasy definition Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina
¶ Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

2013/07/26