| Entry | 1 tsetra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Feo kely avy amin' ny fipaikan' ny molotra amin' ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana: Tsy ampy ny tsetra tsy arahin' asa [1.1] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 16 Sound |
| Updated on 2025/09/19 |
|