| Entry | 1 tsatsi-benitra |
| Elementary words | 2 benitra |
| Part of speech | 3 locution |
| Explanations in Malagasy |
4 fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo) [1.1] |
| Examples |
5 Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo.
[1.437#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|