Entry tsara tarehy (tsara, tarehy)
Part of speech   expression
Malagasy definition   meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [Rajemisa 1985]
French definition   beau, de belle apparence [Hallanger 1974]

2012/09/11