Entry | tsanta | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-kiram-piangonana fanao amin' ny salamo, izay somary lavareny, fa amin' ny vaninteny roa na telo alohan' ny farany vao misy fiangolana Hira malahelohelo: "Ao ny tsantan' ny andro taloha / sy ny hiran' ny fahazazako / no milevina ka tsy mifoha / na miverina mba hitondra ako". (J.J. Rabearivelo) [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |