| Entry (1/2) | 1 tsangy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy [1.1] |
| All compound words | 4 tsangimbary |
| Entry (2/2) | 5 tsangy |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/10/08 |
|