|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsakitsaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
4 (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1]

Entry (2/2)5  tsakitsaky
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7 katsaka [Tambahoaka] [1.78]
8 ampemba [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  9  Botany: grass

Anagrams  10 kitsakitsa, 11 tsakitsaky

Updated on 2025/09/12