Entry tsaikiny > saikiny
Part of speech noun
Malagasy definition [angl. second] Amin' ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna ataon' ny vehivavy iva feo indrindra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin English: second.
Quotes 

Entry tsaikiny > saiky
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala
Compound words, titles, names 

Entry tsaikiny > saiky
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Mitovy amin' ny siky [Rajemisa 1985]

Entry tsaikiny > saiky
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  saika [Rajemisa 1985]
Synonyms saika

Entry tsaikiny > tsaiky
Part of speech noun
Malagasy definition ankizy [SLP 1986]
French translation enfant [SLP 1986]
Other spellings