Entry tsahivo (tsiahy)
Part of speech imperative of passive verb tsahivina [full list]
Examples 
1Tsahivo ilay teniko taminao [Rajemisa 1985]
2Tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an'ny taranaka arivo mandimby. [Baiboly: 13:016:015/Tantara I 16:15..]

2013/10/10