Entry | trosinina (trosina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte) Figuré: qu’on demande, à qui l’on demande [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |