|
|
|
|

Entry (1/2)1  troaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika
Vocabulary  4  Health

Entry (2/2)5  troaka
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka

Anagrams  8 akotra, 9 atroka, 10 katrao, 11 katroa, 12 okatra, 13 rotaka, 14 takaro, 15 taroka, 16 toraka, 17 traoka, 18 troaka

Updated on 2025/09/12