Entry tritry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] taolan-tehezana, tehezana [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] taolan-tehezana [Rakotosaona 1972]
   [Bara] tratra [Rakotosaona 1972]
   Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [Rajemisa 1985]
   taolan-tratra [SLP: Voambolana]
French definition   côte [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   vany

Entry tritry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] takiba, ila [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/10/01