| Entry | 1 tretraka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy [1.1] 4 Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona [Tsimihety] [1.1] |
| Vocabulary | 5 Zoology: (in general) |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 7 traktera, 8 tretraka |
| Updated on 2025/09/12 |
|