|
|
|
|

Entry1  traky
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Lava na mandroso noho ny namany (nify): Traky nify ity zaza ity [1.1]
Examples  4  Lehilahy ratsy endrika, traky nify, maloto lamba, besikina izay izy io. [2.472]
Vocabulary  5  Health

Anagrams  6 katry, 7 kitra, 8 traky, 9 trika

Updated on 2025/09/12