Entry trako
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] quille de navire [David 1952 (takila T)]
Examples   Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [Gueunier: Contes, page 62]

Entry trako
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tankay] karazana dihin' ny Ntaolo [Ndemahasoa: Antakay]
Examples   Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]

Updated on 2017/12/06