| Entry | 1 tovina |
| Root | 2 to |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967] |
| Explanations in French |
5 qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3#704] |
| Examples |
6 Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana.
[2.996#20.8.30]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 Tanivo, 12 tavony, 13 tôvany, 14 tovina, 15 vatony |
| Updated on 2025/09/12 |
|