|
|
|
|

Entry1  tosidra
Elementary words  2 tosika, 3 ra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1]
6 (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13]
Explanations in French  7 (tosi-dra) tension artérielle [1.13]
Vocabulary  8  Health

Updated on 2025/09/12