Entry | torontoronina | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina fa tokony harahi-maso tandremana tsara -2) na koa ny reny manomboka hanan-janaka ao am-bohoka na mitoe-jaza: Vao notorontoronina an' io zaza io izy dia efa tsy salama [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |