| Entry | 1 tonjina |
| Root | 2 onjina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Sasatra, vizaka, valaka
5 Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 26 tonjana |
| Analogs | 27 mialohamiaoriana, 28 mihilangilanamiankaviamiankavanana, 29 miraidraika |
| Updated on 2025/10/31 |
|