| Entry | 1 tonery |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny. [1.1] |
| Explanations in French |
4 paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton [1.3#724] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|